Oui, fa izaho zany tena leo b ny politika any amintsika, zaho tena neutre, ary manaiky hoe nisy tsy nety ny nataon'i Ra8, fa afaka nanao gr^ve simple fotsiny ilay TGV fa tsy manitatra b ohatran'io ka mamotika ny firenena, aiza v d isaky ny misy manifestation d tonga d coup d'état foana!